Ezaka fandikana ny Drupal @ teny Malagasy

Events happening in the community are now at Drupal community events on www.drupal.org.
joflizn's picture

Misokatra izao ny vondrona momba ny fandikana ny Drupal @ teny malagasy. Ka dia manasa antsika rehetra izay liana hitondra ny anjara birikiny @ izany ezaka izany.
Malalaka sady tsotra ny fandraisana anjara. Manana safidy 2 ianao @ izany:
1. Midirà mpikambana ao @ vondrona "Malagasy translation" (http://localize.drupal.org/translate/languages/mg) dia afaka mandika malalaka ireo andian-teny ao ianao,
2. Mampiasà an'ilay "Localized Drupal install profile" (http://drupal.org/project/l10n_install) dia afaka mandika mivatana avy eo @ solosainao ianao @ izany.

Maniry ny fandraisantsika rehetra anjara @ izany ezaka lehibe izay ka mba ho tratra ilay tanjona hoe "Drupal Malagasy".

Mazotoa.

Madagascar

Group organizers

Group notifications

This group offers an RSS feed. Or subscribe to these personalized, sitewide feeds:

Hot content this week